Teny iditra | rovitra | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Sombinjavatra rotika: Notehiriziny ny rovitry ny saina [Rajemisa 1985] | ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny rovitra io | ||||
Teny iditra | rovitra | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Nisy sombin' ny tenany triatra ka niala, tataka, rotika: Rovitra ny lambako / Rovita alohan' ny aina ¶ Simba, tapaka: Rovitra ny fihavanana ¶ Voasamatsamaka, misaritaka: Ho rovitra ny fanjakana raha mitohy izao tsy fifankahazoan' ny mpitondra izao [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | torn [Hallanger 1973] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | déchiré [Hallanger 1974] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Haiendriteny |
| ||||
Mpitovy hevitra | triatra ~ riatra ~ mitsiaka ~ mitsiatsiaka ~ mitriatra ~ mitsefaka ~ misalasalaka ~ tataka ~ tata-bitrana ~ kotika ~ rota ~ rotika ~ mivorikitsay ~ tsy misy hitomboham-pilo | ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny rovitra io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |