Teny iditra rozana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fifanoherana

Teny iditra rozana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fitavozavozana eo amin' ny adihevitra, tsy fifanarahana
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 552] lenteur dans les délibérations, désaccord
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/16