Teny iditra sa
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ampiasaina hisolo ny "na" raha manontany, ka araka izany, dia entina hampisafidy amin' ny zavatra roa: Inonano tianao, zanaka sa harena
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] or ? used in question or in presenting alternative choices, as: inona no tianào, ny fòtsy sa ny mèna ? (which do you like; the white one or the red one ?)
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] ou; sert à poser une question en présentant un choix; ex.: inona no tianào, ny fòtsy sa ny mèna ? (lequel aimez-vous, le blanc ou le rouge?)

Teny iditra sa~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny sa~]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza asa misy fihetsehana: Sabaka (baka), safelika (felika)
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a prefix to many roots, as safidy for fidy, etc.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] préfixe qu'on ajoute à certaines racines et qui sert à former des racines secondaires: savily de vily.

Teny iditra sa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tanala] vintana, lahatra

Teny iditra sa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara] resaka, teny

Teny iditra sa
Sokajin-teny mpamaritra (vavy)
Fanazavàna teny malagasy  [Sims 1969] -ny: Sa mère (ny reniny)

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31