Teny iditra | sabaka (baka) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fampihatahana na fampanalavitana ny tongotra roa ¶ Ilazana ny hazo misampana roa ¶ anaran-tsilalaon' ankizy izay misy efitrefitra ka asabaka ny tongotra roa mba tsy hanitsaka ny soritra mampisaraka ireo efitrefitra ireo. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | a straddling; the opening of a compass [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | action ou état d'être ouvert comme un compas [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | sakaba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |