Teny iditra safidy (fidy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahafahan' ny sitrapo maka izay tiany amin' ny zavatra anankiroa eo anoloany na atolotra azy: Manan-tsafidy hanao ny tsara na ny ratsy ny olombelona
¶ Fifidianana malalaka: Anao ny safidy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy choice. [1.2]
 freedom of choice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay liberté de choix [1.8]
Sampanteny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20