Teny iditra safo-drazana (safotra, razana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] lambamena arakotra faty mitandahatra ho solon-dambampamadihana ho azy ireo
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885 takila 535] a silk covering used for covering the dead
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 557] l'étoffe de soie rouge dont on couvre les morts enterrés précédemment, et sur laquelle on place un nouveau défunt

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31