Entrée | safoina (safo) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Enti-milaza ny zavatra ampandalovana moramora ny tanana:
Safoiny ny saokany isaky ny hiteny izy Orina: Nosafoiny tamin' ny menaka ilay tongotro narary dia sitrana Jerena ny fandehany na ny toetrany: Nosafoin' ny polisy ny tokotaninay aninaraina [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot safoina | ||||||||
Anagrammes |
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |