Entrée safosiaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Siatsiaka ataon' ny olona misambo-balala mba hampamitsaka azy ka hahamora ny fisamborana azy
Teny mamy na asa mahafinaritra atao mba hanangolena izay tiana hofitahina: Tsy izaho akory no ho voafitaky ny safosiaka ataonao [1.1]
Mots composés, titres, noms 

Entrée safo siaka (safo, siaka)
Partie du discours locution
Explications en malgache (sioka atao hampatoritory): teny atao hamalifaliana; tambitamby; fanojikojena [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31