Teny iditra sahan-trosa (saha, trosa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy fandoavana ny sasany ihany amin' ny trosa, fa ny sisa angatahana andro lava (io koa ilay atao hoe: "lefalàny na lefilàny") [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31