Teny iditra sahy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Manana herim-po hanao zavatra: Tsy sahy niady tamin' ny zanako Isambilo
¶ Afaka manao, manaiky: Tsy sahiko ny handray io olona io ao an-tranoko
¶ Tsy matahotra: Sahy anareo aho, hoy Rakoto tamin' ny lehiben' ny jiolahy
¶ Afakahividy: Tsy sahiko ariary zato akory io latabatra io fa ratsy
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885, Hallanger 1973] bold, daring
¶ impudent
  [Richardson 1885] courageous
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] courageux, audacieux
Sampanteny 
Haiendriteny 
sahy
sahia
Mpitovy hevitra sahisahy
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  mavany ~ misehaseha ~ tsy mivandy ~ tsy mivohovoho ~ bibin' olona ~ mosalahy ~ kimosamosa ~ misenasena ~ manao vy very ~ manao anjoria ~ mivarotra aina ~ mitsambiki-mikimpy ~ manaika loza ~ miseha-doza ~ mitsena loza ~ manaboha-maty ~ mankaha-paty ~ misotro ny aleoko maty ~ misotro tsilaky ~ minia maty ho maimbo ~ manehatra ny tandrok' omby maranitra ~ voalavo manaikiby ~ voalavo sasatry ny miaina ~ lolo fotsy mitono tena ~ atody miady amam-bato ~ basy maninana varatra
Ohatra 
1 [Andraina: Mitaraina, takila 28] Iza no olona sahy hamita-bahoaka!
2 [Callet: Tantara] Dia tsy nisy sahy niditra izy rehetra.
Teny nalaina 

Teny iditra sahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fanevatevana amin' ny teny ratsy sy ompa.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] insulte, injure
Sampanteny 

Teny iditra sahy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] resy

Teny iditra sahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tanosy] fifiahara fary
Mpitovy hevitra sy

Teny iditra sahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] the Arnotto plant. An infusion of the leaves is drunk by those who desire to excel in public speaking or in dancing, as it is said to make them bold
Voambolana 

Teny iditra sahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] (toute l'île) (on appelait sahy rano : capables d'affronter l'eau, les colorants de grand teint qui ne déteignaient pas au lavage. C'est probablement l'origine de ce nom). Bixa orellana L. (Bixaceae). Arbuste d'origine américaine, introduit à Madagascar pour ses graines qui fournissent une matière colorante rouge bien connue, le roucou. C'était aussi le colorant utilisé par les Améridiens (« Peaux-Rouges ») pour leurs peintures corporelles. D'après une autre tradition (côte Est), les graines auraient été administrées aux taureaux de combat comme stimulant, pour accroître leur agréssivité (de sahy (adjectif) : hardi, courageux). L'une et l'autre version sont également plausibles. Mais le pouvoir excitant des graines n'a jamais été scientifiquement vérifié à notre connaissance.
Voambolana 
Anarana siantifika Bixa orellana

Nohavaozina tamin' ny 2020/09/29