|
|
|
|

Entrée (1/2)1  saika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fakana rano amin' ny zinga na siny izay tonga dia asoka ao anaty rano ka atao izay hahafeno azy avy hatrany [1.1]
Dérivés 
4  Verbes actifs :
5  Verbes passifs :
6  Verbes relatifs :
7  Noms :
8  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/2)12  saika
Partie du discours  13  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  14  Kely foana no tsy...: Saika nianjera izy
15  Manam-pikasana: Saika handeha aho raha vita ny resatsika [1.1]
Explications en anglais  16  almost [1.7]
Explications en français  17  presque [1.8]
Exemples  18  saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [2.4]
19  Vary, voanjo, izay no sakafo saika isan' andro. [2.472]
Synonymes  20  saiky
Analogues  21  kasa

Anagrammes  22  akasi, akasy, akisa, asaik, asiak, asika, ikasa, isaka, kasai, kasay, kasia, saika, sakai, Sakay, sakay, sakia, siaka

Mis à jour le 2023/10/02