Teny iditra | Sakalava | |
Sokajin-teny | anaram-poko | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-poko lehibe monina amin' ny tany anelanelan' Ampasimena, avaratra, hatrany Toliary, atsimo, ary ny atsinanana, voafaritry ny tandavan-tendrombohitra mamaritra ny tanin' ny Marina. Azo zaraina ho faritra efatra lehibe ny Sakalava, izay ireto avy raha asesy avy avaratra: i boina (renivohitra mahajanga), ambongo (renivohitra besalampy), i menabe (renivohitra morondava), ary i fiherenana (renivohitra toliary) [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny frantsay | peuple habitant la côte ouest, nor [...] ¶ Sakalavan' i Menabe: les habitant [...] ¶ Sakalava avaratra: les Sakalava d [...] ¶ Sakalavan' i Boina: les habitants [...] ¶ Sakalava masikoro: les éle [...] ¶ Sakalava vezo: les pêcheurs [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995] | |
Voambolana | Tantara: firenena | |
Mpanahaka | Masikoro ~ Vezo | |
Tsanganana sy sary iray takila | Tenim-pirenenana | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny Sakalava io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |