Teny iditra sakana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fefy, gadra: Tokony hasiana sakana eto tsy hidiran' ny alika
¶ Sampona, tambana: Ho tonga aho rahampitso raha tsy misy sakana. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy something placed crosswise, a barrier [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay ce qu'on met de travers, barrière [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Mametraka sakana maro ny finoana; [FOFAFIPE: Haivola]
2Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. [Rainitovo: Antananarivo]
3Faohiny daholo izay sakana mety hanembantsembana ny fahafoizan-tena sy ny fahazoana tsara ny hafa. [Wresinski: Mahantra]
Teny nalaina 

Teny iditra sakana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] tataom-baravarana [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2022/04/18