Teny iditra salovantava (salovana, tava)
Sokajin-teny anarana
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: tarehy [Rajemisa 1985]
Ohatra Ny maso ny lavalava, ny salovantava ny mibontsina kely, ny volony tsotra sy henjana, ny tarehy ny somary tamotamo, dia tsy mampisalasala na dia kely akory: [Callet: Tantara, takila 63]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31