Teny iditra samaka
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tataka ka misaraka roa: Samaka ilay hazo nifandroritan' ny ankizy. [1.1]
 velatra mirantsana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay disjoint, séparé, comme les branches d'un arbre, détaché, écarté, fendu en deux, qui bâille, qui fait fourche [1.3]
 palmé [1.13]
Sampanteny 

Teny iditra samaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay écart [1.13]
Mpitovy hevitra fihatahana

Fivaditsoratra makasa, masaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31