Teny iditra | sambo | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Karazana lakana makadiry ohatra ny trano, natao hamakivakiana ny ranomasim-be. Karazan-tsambo: sambo lay, sambo mpiady, sambo setroka na sambo sitimo [Rajemisa 1985] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | a ship, a large boat [Hallanger 1973] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | bateau, navire, vaisseau [Hallanger 1974] | ||||||||
Voambolana | Fitaterana | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny sambo io | ||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: sambo ao amin' ny Baiboly | ||||||||
Haianarantany | |||||||||
Sary |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |
![]() |