Teny iditra | sambobelona (sambotra, velona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] ilazana ireo olona voababo an' ady, olona azo babo tany an' ady | |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888] prisonnier de guerre | |
Ohatra | [Andraina: Mitaraina]
Teo no rava ny tafiky Ramanantsoa, teo izy tenany no azo sambo-belona | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |