Teny iditra sambotra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fanenjehana sy fakana olona na biby mandeha mafy
¶ Fandraisana, fitazonana ny olon-dratsy nahavita heloka
¶ Babo azo amin' ny ady: Nisy hatramin' ny dimampolo ny sambotra azo
¶ Findramana vola na zavatra mbola haverina na honerana
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] captive; a captive
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] prisonnier, captif
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31