Teny iditra | sambotra | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fanenjehana sy fakana olona na biby mandeha mafy ¶ Fandraisana, fitazonana ny olon-dratsy nahavita heloka ¶ Babo azo amin' ny ady: Nisy hatramin' ny dimampolo ny sambotra azo ¶ Findramana vola na zavatra mbola haverina na honerana [Rajemisa 1985] | |||
Fanazavàna teny anglisy | captive; a captive [Hallanger 1973] | |||
Fanazavàna teny frantsay | prisonnier, captif [Hallanger 1974] | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny sambotra io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |