Teny iditra samia (samy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] let everyone ...
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] que chacun ...
Ohatra 
1 [Cohen-Bessy: Rakotovao] Koa samia mazoto;
2 [Randriamiadanarivo: Sikajy] Samia mamonjy lahasa!
3 [Abinal 1888, takila 570] Samia mijery (Que chacun regarde)

Teny iditra Samià
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Baiboly] Samià
  [Baiboly] Shemaiah
Fanazavàna teny frantsay  [Baiboly] Shemaya
Voambolana 
Mpitovy hevitra Semaia
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30