Entrée |
samihafa
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Isan-karazany: Voaravaka voninkazo samihafa ny Lapan' ny tanàna fa fety ny andro (tsy tokony hafangaro amin' ny "samy hafa" izay "tsy mitovy" no heviny [1.1]
|
Explications en anglais | Mutually different. [1.2]
|
Explications en français | Divers [1.13]
|
Exemples |
1 | Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa.
[2.470]
|
2 | Sarangan' olona samihafa no hita tamin' ireny nosamborina ireny.
[2.472]
|
|
Dérivés |
Mots élémentaires | samy ; hafa |
Mots composés |
|
Analogues |
samy hafa |
Proverbes |
|