Entrée 1/2 samoina
Partie du discours nom
Explications en français Murmure [1.3]
Exemples 
1Tiany ny fimonomonon' ny samoina mitety ny ravinkazo mitsimoka. [2.529]
2Hendry anaty toy ny samoina, fa raha mivoaka afatotry ny sasany. [2.69]
Dérivés 
Proverbes 

Entrée 2/2 samoina
Partie du discours nom
Explications en malgache Bibikely miofo ho lolo avy amin' ny bibintsaonjo na bibimbomanga na olimpanjehy; manana fantsona lava mety mihorongorona eo ambony vavany ny samoina, izay fitsentsefany ny rano mamy ao anatin' ny voninkazo (tsahivina fa ny samoin' ny bibindandy dia atao hoe soherina no anarany [1.1]
Explications en anglais The moth of the silkworm [1.7]
Explications en français Papillon du ver à soie [1.8]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/09