Teny iditra | sampanina (sampana) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Rantsanana: Andeha sampano itsy hazo itsy hirobona rehefa fahavaratra ¶ Sahanina: Aiza moa no hahombiazany? Asa telo amana efatra no sampaniny [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Mpitovy hevitra | sampanana | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |