Teny iditra | samy | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpisolo anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mpisolo anarana malala-kevitra fametraka eo alohan' ny matoanteny na mpamaritra milaza toetra ka ny heviny dia hoe: rehetra ary tsirairay: Samy naka boky telo avy izy mirahavavy ~ Samy tsara ny raozy sy ny lisy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | both, each, every one [Hallanger 1973] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | chacun, l'un et l'autre [Hallanger 1974] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | ||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |