Teny iditra | samy hafa (samy, hafa) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | tsy mitovy: Samy hafa ny raozy sy ny lisy (tsara homarihina fa mitovy firafitra amin' ny ohatra erỳ ambony samy tsara ny raozy sy ny lisy, ny hoe "samy hafa" eto, fa raha "isan-karazany" kosa no heviny, mpamaritra anarana milaza toetra izy amin' izay, ka soratana atao teny iray: " samihafa") [Rajemisa 1985] | |
Mpanahaka | samihafa | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |