Teny iditra |
sanda
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | vola na zavatra omena ho fanampiny amin' ny takalo ifanaovana raha ohatra ka tsy mitovy vidy ireo zavatra roa ifanakalozana; tamby; amboniny: Inona no sanda homenao ahy raha hatakaloko an' iny satrokao efa tontatonta iny ity vao novidiko tsy tiako volo ity [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | valeur [SLP 1986]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
sanda
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Bara]
Saldinia proboscidea Hochr. (Rubiaceae) ; réf. Humbert 12159. La décoction amère des racines est administrée au cours des fièvres paludéennes.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Saldinia proboscidea |
|