Teny iditra | sangasanga | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra izay ny lohany na tandrony no tazana erỳ lavitra. [Rajemisa 1985] | |
Sampanteny |
| |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny sangasanga io | |
Teny iditra | sangasanga | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | (petite crête ; de sanga : crête du coq ou d'un autre animal). Nom donné à diverses espèces ayant des fleurs rouges ou qu'on compare, pour d'autres raisons, à des crêtes d'oiseaux. Ce sont surtout :
¶ [Bezanozano, Sihanaka] Hydrostachys imbricata A. Juss. (Hydrostachyaceae) ¶ [Merina] Hyptis pectinata (L.) Poit. et Salvia coccinea Buc'hoz ex Etl. (Lamiaceae) ¶ [Betsileo] Celosia cristata L. (Amaranthaceae). La « crête du coq », plante cultivée, décorative, introduite pour la décoration des jardins [Boiteau 1997] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Anarana siantifika | Celosia cristata, Hydrostachys imbricata, Hyptis pectinata, Salvia coccinea | |
Teny iditra | sangasanga | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka, Tankarana] Nom relevé anciennement par Rochon (déformation de tsangatsanga qui a un port érigé, dressé). Nom de plusieurs Cyperaceae dont les tiges sont employées en sparterie. Rochon écrit « jonc triangulaire, Papyrus » (p. 284 et 319). [Boiteau 1997] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/03 |
![]() |