Teny iditra sao mba
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny frantsay dans l'espoir que. Hosotroiko ihany ity fanafody ity sao mba mahasitrana ahy: je boirai toujours cette potion dans l'espoir qu'elle me guérira [1.12]
Mpitovy hevitra andrao mba ~ fandrao mba ~ fangoa mba ~ ndrao mba ~ sangoa mba

Fivaditsoratra somaba, ambosa, sambao, samboa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31