Teny iditra saotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fankasitrahana noho ny soa nataon' ny hafa tamin' ny tena
¶ Fisarahana amin' ny vady ara-dalàna [1.1]
Fanazavàna teny anglisy thanks, thanksgiving; gratitude [1.7]
Fanazavàna teny frantsay remerciement, reconnaissance [1.8]
Sampanteny 
Anaran-toerana 
Ohatra Ary hoy Aly manohy ny teniny voatapaky ny saotra natao azy: [2.470]

Teny iditra saotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Fivavahana amin' ny Razana [1.1]

Teny iditra saotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] talenta ratsy [1.78]

Fivaditsoratra soratà, tarosa, tsarao

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31