Teny iditra sarak > saraka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Vaky; tsy mitambatra, tsy miaraka; miavaka
¶ Enti-milaza olona roa samy mihalangalana tsy misy ifandraisany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy separated [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay séparé [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra sarak > saraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] zanak'omby mbola minono [Rakotosaona 1975]
 Ny zanak' omby sarahina amin' ny reniny: Na hanavasava aza ny vositra -- ka hiverivery mandany andro ny saraka izay voahitsakaihany no mandry (Tselatra) [Rajemisa 1985]

Teny iditra sarak > sarak' olona (saraka, olona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy lavitra ny havana sy ny fianakaviana, fa ny tena irery [Rajemisa 1985]

Teny iditra sarak > sarakatiny (saraka, aty, -ny)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sombin-kena kely eo akaikin'ny atiny [Rajemisa 1985]
Tsipelina hafa 

Teny iditra sarak > sarak' atiny (saraka, aty, -ny)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy hena akaikin' ny atiny, ary isan' ny fadin-kena [Rajemisa 1985]
Tsipelina hafa 

Teny iditra sarak > sarak' andriana (saraka, andry)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy zanak' andriana tsy mahazo manjaka [Rajemisa 1985]