Teny iditra |
saraka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Vaky; tsy mitambatra, tsy miaraka; miavaka ¶ Enti-milaza olona roa samy mihalangalana tsy misy ifandraisany [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | separated [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | séparé [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
saraka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
zanak'omby mbola minono [Rakotosaona 1975]
|
| Ny zanak' omby sarahina amin' ny reniny: Na hanavasava aza ny vositra -- ka hiverivery mandany andro ny saraka izay voahitsakaihany no mandry (Tselatra) [Rajemisa 1985]
|
|