Teny iditra |
sarika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | sintona, roritra [Rajemisa 1985 takila 866]
|
Fanazavàna teny frantsay | action de tirer (comme quand on tire les fibres du bananier) ¶ action d'épuiser, comme la maladie, le travail [Abinal 1888 takila 582]
|
| action de tirer les fibres, défibrer [Boiteau 1997]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
sarika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Kofehy madinika avy amin' ny vatan' akondro [Rajemisa 1985 takila 866]
|
Fanazavàna teny frantsay | les fibres du bananier [Abinal 1888 takila 582]
|
| fibre du Musa textilis, dite : « chanvre de Manille », autrefois très utilisée comme textile en Imerina. Elle servait à faire les tissus dits lamba sarika [Boiteau 1997]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
sarika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' akondro fakana tsiratsirany ny vatany, izay nanaovan' ny Ntaolo indrindra lamba fahiny; ny vatan' ny akondro sarika dia lava, ne fa ny voany madinika [Rajemisa 1985 takila 866]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
(de sarika : action de tirer les fibres, défibrer).
Musa textilis Née (Musaceae). Il fournit une fibre dite : « chanvre de Manille »
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Musa textilis |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|