Teny iditra | sariko | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Ozona na ompa ratsy [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | malédiction, imprécation [Abinal 1888 takila 582] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Teny iditra | sariko (sary) | ||||
Sokajin-teny | anarana sary sy mpisolo | ||||
Ohatra |
| ||||
Teny iditra | sariko (sarika) | ||||
Sokajin-teny | anarana sarika sy mpisolo | ||||
Teny iditra | sariko (sary) | ||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao sarina sy mpisolo | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/06/22 |
![]() |