Teny iditra |
sary
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fakan-tahaka zavatra anankiray amin' ny soritsoritra misy loko na tsia, izay sahala mifandraika amin' ilay zavatra: Misy sarin' ny trano fianaranay ato amin' ity boky ity. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | a picture ¶ bastard offspring [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | image, tableau ¶ descendance bâtarde [Hallanger 1974]
|
| dessin, croquis, figure, graphique, image, photo [SLP 1986]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | Nony inona, mody namaky gazety sy nizaha sary vitsivitsy nihantona tsy lavitra eo izy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 105]
|
Haianarantany |
|
|
Teny iditra |
sary
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Fanazavàna teny malagasy | Asa ataon' izay misafo na mitsapa zavatra na toetran' olona amin' ny fanaovana an-tsafelika. [Rajemisa 1985]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
sary
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
toa [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
sary
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | appellation botanique: Potameia [Rakotovao: Bois]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Potameia |
Mpitovy hevitra | ~ |
|