Teny iditra |
sasa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | fanesorana ny loto, fanadioavana amin'ny rano. ¶ Ozana, saingy io tsy fampiasa firy afa-tsy
amin'ny tanana, tongotra, tava, vilany sy vilia. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | a washing [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | lavage [Rajaonarimanana 1995]
|
| action de laver [Hallanger 1974]
|
Fanazavàna teny italianina | lavatura; lavata [Profita 1969]
|
Sampanteny |
Ohatra | Ary nony voa sasa madio ny aretina, dia atao ny fanafody amiandahy sy ravimpano; [Callet: Tantara, takila 116]
|
Teny nalaina |
|