Teny iditra sasa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy fanesorana ny loto, fanadioavana amin'ny rano.
¶ Ozana, saingy io tsy fampiasa firy afa-tsy amin'ny tanana, tongotra, tava, vilany sy vilia. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy a washing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay lavage [1.5]
 action de laver [1.8]
Fanazavàna teny italianina lavatura; lavata [1.18]
Sampanteny 
Ohatra Ary nony voa sasa madio ny aretina, dia atao ny fanafody amiandahy sy ravimpano; [2.48]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31