Teny iditra sasasasa (sasa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] (duplicatif diminutif)

Teny iditra sasasasa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] feon'ny orana avy na ny rano mandeha haingana amin'ny fikorianany.
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] the noise of rushing or falling water, and of leaves rustled by the wind
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] bruit de la pluie qui tombe, de l'eau qui court rapidement, des feuilles agitées par le vent
¶ bruit fait par les porteurs qui courent, par les ailes des oiseaux.
Fanazavàna teny italianina  [Profita 1969] rumore di pioggia (orana)
¶ stormire di foglie (ravinkazo)
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31