Teny iditra sava hao (sava, hao)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy fikarohana tsy azo idifiana toy ny fizahana hao ao anaty volo [Rajemisa 1985]
Ohatra Satria na fomba ahoana na fomba ahoana, tsy maintsy ho hitan' ny Frantsay io, dia hitaraina amin' ny Fanjakana Anglisy izy, ary ny Fanjakana Anglisy hanery anay sy hanao sava hao. [Andriamalala: Ranomasina, takila 59]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31