Teny iditra |
savana
(sava)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tadiavina, karohina: Nosavana eran' ny tanàna ny mpangalatra ka hita ¶ Jerena, tsirihina, zahana fatratra: Nosavan' ny mpampianatra ny sandrifin' ny ankizy rehetra fa nisy vola roanjato very tao am-pianarana ¶ Atao tsy misy manentsina na manelingelina: Savao tsara ny lalana handehanan' ny manampahefana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | to be cleared; to be closely inspected [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | qu'on examine de près, qu'on éclaircit [1.8]
|
Haiendriteny |
savana
savako
savanao
savany
savantsika
savanay
savanareo
savan'
savan-
savam-
sava-
| |
nosavana
nosavako
nosavanao
nosavany
nosavantsika
nosavanay
nosavanareo
nosavan'
nosavan-
nosavam-
nosava-
| |
hosavana
hosavako
hosavanao
hosavany
hosavantsika
hosavanay
hosavanareo
hosavan'
hosavan-
hosavam-
hosava-
| |
savao | |
|
Ohatra | Tsy maintsy savana anefa ireny eo ampidirana sao mitahiry fiadiana:
[2.472]
|
|