Teny iditra savarano (sava, rano)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba filomanosana maninjitra ny tanana roa izay akambana toy ny mivavaka ka manokatra ny lalana ao anaty rano arahin' ny tena manontolo
¶ (sava-rano) lomano fanao raha ny tanana roa no indray manilika ny rano mba handrosoana [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  antsitrika ~ lomano ~ rano tsilany ~ tsikaroka ~ tsipy sandry

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31