Teny iditra | savasava (sava) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanalana izay manentsina na manelingelina. [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny frantsay | [duplicatif diminutif] [Abinal 1888 takila 590] | |
Sampanteny |
| |
Ohatra | Savasava ranon' ando ihany anefa ity. [Rahajarizafy: Kabary, takila 7] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |