Teny iditra | savily (vily) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Vy ahazoan' ny varavarana na ny saron-javatra, toy ny vata, misokatra sy mikatona ¶ Vy miady ¶ Fikivilivilian-javatra mivezimbezina ¶ Famelezana ankolaka [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | a hinge; the act of swinging on a hinge [Hallanger 1973] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | charnière, gond; action de se balancer comme sur une charnière [Hallanger 1974] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/03/21 |
![]() |