Teny iditra seky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [SLP 1986] taratasim-bola
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] chèque
Voambolana 

Teny iditra seky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] hasiahana, haratsiana

Teny iditra seky
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Mpitovy hevitra ara-paritany aloha, anatrehana, añatseha, androña, anketrehana, añoloa, anoloana, heky, izao tsereke, kendry, ndreky, seky, tseky
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] aloha

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/27