Teny iditra serfa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Malzac 1893] biby manan-tandroka misampantsampana
Fanazavàna teny frantsay  [Malzac 1893] cerf
  [Rakotonaivo 1993] cerf
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: cerf.
Mpitovy hevitra diera
Ohatra  [Baiboly: 23:042:002/Salamo 42:2..] Toy ny anirian'ny serfa ny loharano no anirian'ny fanahiko anao, Andriamanitra ô!
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31