Teny iditra sery
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretina mahatsentsintsentsina ny orona, dia mahabe ranon-delo (vaky ny sery) ary saika matetika miafara amin' ny kohaka [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a cold in the head [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay rhume [Rajemisa: Vakoka]
 rhume de cerveau [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra sery
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] mpandihy [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31