Teny iditra | sesika | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra aiditra ao anaty zavatra hafa (kidoro, ondana) ka atao mifanizina; alentika na atosika hifatratra: Sesi-kidoro [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | stuffing [Hallanger 1973] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | farce [Hallanger 1974] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Teny iditra | sesika | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Sampanteny |
| ||||
Teny iditra | sesika | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] sempotra [Rakotosaona 1975] | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |