Teny iditra seva
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Anarana hafa ilazana ny toaka
Ohatra  [Andraina: Mitaraina, takila 34] Mitady seva izy nefa tsy misy eto an-tanàna.
Teny nalaina 

Teny iditra seva
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Anaran-kazo madinika izay nampiasain'ny olona ho toy ny savony hanasandamba ny raviny taloha ary mbola ampiasain'ny olona eny ambanivohitra ho fanasam-bilia ankehitriny: Ravin-tseva
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] (nom ancien, d'origine malaise relevé par Flacourt et tous les auteurs anciens). Nom donné aux plantes qu'on fait brûler et à partir des cendres desquelles on prépare un sel utilisé en cuisine (Voir sira, sirahazo). Suivant les régions, ce sont surtout :
¶ (Merina, Betsimisaraka, Betsileo) Buddleja axillaris Willd. ex Roem. & Schult. (Scrophulariaceae). Voir aussi sevagasy.
¶ (Sihanaka, Merina, Bezanozano, Sakalava, bara, Taifasy, Tanosy, Mahafaly) Buddleja madagascariensis Lam. (Scrophulariaceae). Commerson l'appelle « Vigne malgache » et note que les fruits sont très recherchés pour faire une sorte de vin. Les feuilles sont utilisées fraîches, en raison de leur odeur forte, pour nettoyer les parquets. Les fleurs sont mellifères. L'espèce est souvent répandue par l'homme et respectée autour des villages ; Voir aussi sevalahy.
¶ (Sakalava) Rinorea arborea f.occidentalis H.Perrier (Violaceae) Nom Illeg.; réf. Humbert 19 140.
Voambolana 
Anarana siantifika Buddleja axillaris, Buddleja madagascariensis
Teny nalaina 

Teny iditra Seva
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Baiboly] Seva
Fanazavàna teny malagasy  [Randzavola: Baiboly] [Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: NNN]
Fanazavàna teny anglisy  [Baiboly] Sheva
Fanazavàna teny frantsay  [Baiboly] Shiya
Voambolana 

Teny iditra Sevà
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Baiboly] Sceva
Fanazavàna teny frantsay  [Baiboly] Scéva
Voambolana 
Mpitovy hevitra Skeva
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/12/30