Teny iditra | sigara | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ravimparaky voatorotoro mihorona ao anaty taratasy manify ka atao fifoka: Nahalany sigara telo pake isan' andro aho taloha [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | a cigar, a cigarette [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | cigare, cigarette [1.8] | |
Ny fihaviany | Frantsay: cigare. | |
Fivaditsoratra | garasy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |