Entrée | sikilaonina | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [fr. cyclone] Rivo-mahery avy amin' ny tsindrin' ny atmosfera amin' ny toerana iray ka mampisondrotra ny rivotra manodidina azy, izay misangodina mifindra hatrany manaraka ilay toerana mifindrafindra koa; manimba izay rehetra sendra azy ilay rivotra mitambolina; rivo-doza [1.1] | |
Vocabulaire | Météorologie | |
Hypéronyme | ||
Co-hyponymes | ||
Origine | Anglais: cyclone (a), wind (a). Français: cyclone (un), vent (un). | |
Mis à jour le 2023/03/19 |
![]() |