Entrée | silamo | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Antokom-pivavahana naorin'i Mahometa, mino an'Andriamanitra tokana antsoiny hoe Allah, ary ny foto-pampianarany dia ao anatin'ny boky iray atao hoe Coran. Ny silamo dia miely eran'i Afrika (indrindra amin'ny ilany avaratra), any amin'ny tanin' ny Arabo, Tiorka, Irakianina, Iranianina...; tsy antokom-pivavahana fotsiny ihany ny silamo, fa mbola fitsipika iompanan'ny lalàm-panorenan'ny fanjakana misy azy avy [1.1] | |
Vocabulaire | Religions, Croyances | |
Origine | Français: islam. | |
Entrée | silamo | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Explications en malgache | Olona anisan' ny antokom-pivavahana miozolimanina, naorin' i Mahometa [1.1] | |
Exemples | Fantatr' I Lidy tamin' ny fahitàny, indray alina iny, fa manasina sy milalao fanafody amin' ny fomba silamo, Ramanambeloma mivady.
[2.470] | |
Vocabulaire | Religions, Croyances | |
Mis à jour le 2020/07/31 |